VLM – Vokovomanga Loterana Malagasy
Miady amin’ny zava-mahadomelina sy sigara
Tanjona sy Iraka
Ny VLM dia fikambanana kristiana eo ambanin’ny FLM izay miezaka mitarika ny tanora sy ny olon-dehibe ho amin’ny fiainana madio sy tsy misy zava-mahadomelina, araka ny tenin’Andriamanitra.

Fampiofanana ho amin’ny fiainana madio
Fanomanana atrikasa sy fiofanana ho an’ny tanora sy ny fianakaviana mikasika ny fanafintohinana ateraky ny zava-mahadomelina.
Fanentanana eny amin’ny fiangonana sy sekoly
Fanolorana toriteny, tafatafa ary fanabeazana amin’ny sehatra kristiana sy sosialy ho fiarovana ny tanora..
Fanohanana ireo miady amin’ny fidorohana
Fametrahana vondrona fanohanana ara-panahy sy ara-piarahamonina ho an’ireo te hiala amin’ny fahazaran-dratsy.
Fampisehoana sy hetsika ara-kolotsaina
Fanomanana seho, dihy, hira sy kabary entina manentana sy manabe amin’ny fomba manintona sy mivantana.
IREO BIRAO
Ireto ireo tompon’andraikitra mandrafitra ny Birao VLM

Jane Cooper
CEO

Wade Warren
Director

Esther Howard
CRO

Cameron Williamson
Director

Brooklyn Simmons
Product Manager

Leslie Alexander
Lead Designer

Guy Hawkins
Lead Developer

Jacob Jones
Support





